| Entry | 1 kabary tsara lahatra |
| Elementary words | 2 kabary, 3 tsara, 4 lahatra |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny.
7 lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra. [1.1] |
| Synonyms | 8 kabary tsara mitsangana |
| Updated on 2025/09/12 |
|